Eksodosy 13:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tokony havotanao daholo ny voalohan-teraka amin’ny ampondra, ka ondry no ataovy solony. Raha tsy avotanao anefa ilay izy, dia velezo ny hatony mba hahafaty azy. Tokony havotanao koa ny lahimatoa rehetra amin’ny zanakao.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:13 Fandalinana, Boky 1,
13 Tokony havotanao daholo ny voalohan-teraka amin’ny ampondra, ka ondry no ataovy solony. Raha tsy avotanao anefa ilay izy, dia velezo ny hatony mba hahafaty azy. Tokony havotanao koa ny lahimatoa rehetra amin’ny zanakao.+