Eksodosy 14:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy izao mihitsy ve ilay efa nolazainay taminao tany Ejipta hoe: ‘Aza mandrebireby anay, fa avelao izahay hanompo ny Ejipsianina’? Fa aleonay manompo ny Ejipsianina toy izay ho faty atỳ an-tany efitra atỳ.”+
12 Tsy izao mihitsy ve ilay efa nolazainay taminao tany Ejipta hoe: ‘Aza mandrebireby anay, fa avelao izahay hanompo ny Ejipsianina’? Fa aleonay manompo ny Ejipsianina toy izay ho faty atỳ an-tany efitra atỳ.”+