Eksodosy 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nanenjika azy ireo ny Ejipsianina. Nanaraka azy ireo nankao afovoan’ny ranomasina daholo ny soavalin’i Farao sy ny kalesy fitondrany miady ary ny mpitaingin-tsoavaliny.+
23 Dia nanenjika azy ireo ny Ejipsianina. Nanaraka azy ireo nankao afovoan’ny ranomasina daholo ny soavalin’i Farao sy ny kalesy fitondrany miady ary ny mpitaingin-tsoavaliny.+