Eksodosy 14:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa novonjen’i Jehovah tsy ho azon’ny tanan’ny Ejipsianina ny Israely, tamin’iny andro iny.+ Ary hitan’ny Israely niampatrampatra teny amoron-dranomasina ny fatin’ny Ejipsianina. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 14:30 Fandalinana, Boky 1,
30 Koa novonjen’i Jehovah tsy ho azon’ny tanan’ny Ejipsianina ny Israely, tamin’iny andro iny.+ Ary hitan’ny Israely niampatrampatra teny amoron-dranomasina ny fatin’ny Ejipsianina.