Eksodosy 15:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tena mahery ianao ka afaka mandavo an’izay mitsangana hanohitra anao.+Manampatra ny hatezeranao ianao, ka mandoro azy ireny toy ny fandoro vodivary izany.
7 Tena mahery ianao ka afaka mandavo an’izay mitsangana hanohitra anao.+Manampatra ny hatezeranao ianao, ka mandoro azy ireny toy ny fandoro vodivary izany.