Eksodosy 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nilaza ny fahavalo hoe: ‘Henjehiko ry zareo, dia hotratrariko! Hizara an’izay azo babo aho ka tsy hijanona raha tsy afa-po! Hanatsoaka ny sabatro aho! Handringana azy ireo ny tanako!’+
9 Nilaza ny fahavalo hoe: ‘Henjehiko ry zareo, dia hotratrariko! Hizara an’izay azo babo aho ka tsy hijanona raha tsy afa-po! Hanatsoaka ny sabatro aho! Handringana azy ireo ny tanako!’+