Eksodosy 15:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+ Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo noho ny herin’ny sandrinao,Mandra-pandalon’ny vahoakanao, Jehovah ô,Mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+
16 Hatahotra sy hihorohoro izy ireo.+ Tsy hihetsika toy ny vato izy ireo noho ny herin’ny sandrinao,Mandra-pandalon’ny vahoakanao, Jehovah ô,Mandra-pandalon’ny+ vahoaka noforoninao.+