Eksodosy 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tonga tany Mara*+ izy ireo, saingy tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy ilay izy. Izany no nahatonga an’i Mosesy hiantso an’ilay toerana hoe Mara. Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 15:23 si 20 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:23 Fandalinana, Boky 1, “Soratra Rehetra,” p. 20
23 Tonga tany Mara*+ izy ireo, saingy tsy afaka nisotro ny rano tao satria nangidy ilay izy. Izany no nahatonga an’i Mosesy hiantso an’ilay toerana hoe Mara.