Eksodosy 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Niala tao Elima ny vahoakan’Israely manontolo. Tonga tany an-tany efitr’i Sina+ eo anelanelan’i Elima sy Sinay izy ireo, tamin’ny farany, tamin’ny andro faha-15 amin’ny volana faharoa, taorian’ny nialany tany Ejipta. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 16:1 Fandalinana, Boky 1,
16 Niala tao Elima ny vahoakan’Israely manontolo. Tonga tany an-tany efitr’i Sina+ eo anelanelan’i Elima sy Sinay izy ireo, tamin’ny farany, tamin’ny andro faha-15 amin’ny volana faharoa, taorian’ny nialany tany Ejipta.