Eksodosy 17:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Main’ny hetaheta anefa ny vahoaka rehefa tany, ka nimenomenona tamin’i Mosesy foana+ hoe: “Fa maninona izahay no nentinao niakatra avy tany Ejipta? Tianao ho fatin’ny hetaheta atỳ angaha izahay sy ny zanakay ary ny biby fiompinay?”
3 Main’ny hetaheta anefa ny vahoaka rehefa tany, ka nimenomenona tamin’i Mosesy foana+ hoe: “Fa maninona izahay no nentinao niakatra avy tany Ejipta? Tianao ho fatin’ny hetaheta atỳ angaha izahay sy ny zanakay ary ny biby fiompinay?”