Eksodosy 18:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 sy ny zanany roa lahy.+ Gersoma*+ no natao anaran’ny iray, satria hoy i Mosesy: “Lasa mpivahiny atỳ an-tanin’olona aho.”
3 sy ny zanany roa lahy.+ Gersoma*+ no natao anaran’ny iray, satria hoy i Mosesy: “Lasa mpivahiny atỳ an-tanin’olona aho.”