Eksodosy 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niala tao Refidima+ izy ireo, dia tonga tany an-tany efitr’i Sinay ka nilasy tany. Nitoby tany, teo anoloan’ny tendrombohitra, ny Israely.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:2 Fandalinana, Boky 1,
2 Niala tao Refidima+ izy ireo, dia tonga tany an-tany efitr’i Sinay ka nilasy tany. Nitoby tany, teo anoloan’ny tendrombohitra, ny Israely.+