Eksodosy 19:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia niakatra nankany amin’ilay tena Andriamanitra i Mosesy. Ary niantso azy avy teo amin’ilay tendrombohitra+ i Jehovah, ka niteny hoe: “Izao no holazainao amin’ny taranak’i Jakoba sy hoteneninao amin’ny Israelita: Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:3 Fandalinana, Boky 2,
3 Dia niakatra nankany amin’ilay tena Andriamanitra i Mosesy. Ary niantso azy avy teo amin’ilay tendrombohitra+ i Jehovah, ka niteny hoe: “Izao no holazainao amin’ny taranak’i Jakoba sy hoteneninao amin’ny Israelita: