Eksodosy 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nidina avy tany an-tendrombohitra i Mosesy ka nankany amin’ny vahoaka, dia nanamasina azy ireo. Ary samy nanasa ny akanjony izy ireo.+
14 Dia nidina avy tany an-tendrombohitra i Mosesy ka nankany amin’ny vahoaka, dia nanamasina azy ireo. Ary samy nanasa ny akanjony izy ireo.+