Eksodosy 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hoy anefa i Jehovah taminy: “Mandehana aloha midina, ary miakara indray avy eo dia ento miaraka aminao i Arona. Aza avela hisisika hihoatra ny fetra mba hankatỳ amin’i Jehovah anefa ny mpisorona sy ny vahoaka, sao hamely azy ireo izy.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 19:24 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
24 Hoy anefa i Jehovah taminy: “Mandehana aloha midina, ary miakara indray avy eo dia ento miaraka aminao i Arona. Aza avela hisisika hihoatra ny fetra mba hankatỳ amin’i Jehovah anefa ny mpisorona sy ny vahoaka, sao hamely azy ireo izy.”+