Eksodosy 20:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nilaza tamin’i Mosesy izy ireo hoe: “Aleo ianao no miteny aminay, dia izahay hihaino. Fa aleo tsy Andriamanitra no miteny aminay sao ho faty izahay.”+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 20:19 Fandalinana, Boky 2,
19 Koa nilaza tamin’i Mosesy izy ireo hoe: “Aleo ianao no miteny aminay, dia izahay hihaino. Fa aleo tsy Andriamanitra no miteny aminay sao ho faty izahay.”+