Eksodosy 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha omen’ny tompony vady izy ka miteraka lahy na vavy aminy ilay vehivavy, dia ho fananan’ny tompony ilay vehivavy sy ny zanany, fa ilay mpanompolahy irery no hiala.+
4 Raha omen’ny tompony vady izy ka miteraka lahy na vavy aminy ilay vehivavy, dia ho fananan’ny tompony ilay vehivavy sy ny zanany, fa ilay mpanompolahy irery no hiala.+