Eksodosy 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha maka vady hafa koa izy, dia tsy tokony hahenany ny sakafon’ilay vadiny voalohany sy ny akanjony ary ny adidy amim-bady+ tokony hataony aminy.
10 Raha maka vady hafa koa izy, dia tsy tokony hahenany ny sakafon’ilay vadiny voalohany sy ny akanjony ary ny adidy amim-bady+ tokony hataony aminy.