22 “Raha misy olona miady ka mahavoa vehivavy bevohoka, ary teraka tsy tonga volana ny zanany+ nefa tsy misy maty vokatr’izany, dia tsy maintsy mandoa onitra ilay olona, araka izay takin’ny vadin’ilay vehivavy. Haloany izay onitra faritan’ny mpitsara.+