Eksodosy 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Raha misy lehilahy mamely ny mason’ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ka manimba ny masony, dia tsy maintsy hafahany ilay mpanompo ka halefany mba hanonerana ny masony.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:26 Fandalinana, Boky 1,
26 “Raha misy lehilahy mamely ny mason’ny mpanompolahiny na ny mpanompovaviny ka manimba ny masony, dia tsy maintsy hafahany ilay mpanompo ka halefany mba hanonerana ny masony.+