Eksodosy 21:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Raha nanoto mpanompolahy na mpanompovavy ilay omby, dia handoa 30 sekely* amin’ny tompon’ilay mpanompo ny tompon’omby. Ary hotoraham-bato ho faty ilay omby. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:32 Fandalinana, Boky 2,
32 Raha nanoto mpanompolahy na mpanompovavy ilay omby, dia handoa 30 sekely* amin’ny tompon’ilay mpanompo ny tompon’omby. Ary hotoraham-bato ho faty ilay omby.