-
Eksodosy 22:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Rehefa misy olona miampanga olona iray hoe naka ny fananany, na omby izany, na ampondra, na ondry, na akanjo, na inona na inona very, ka miteny hoe: ‘Izaho no tompon’ity!’, dia samy hankeo anatrehan’ilay tena Andriamanitra+ izy roa tonta mba hahafantarana ny tena tompony. Izay lazain’Andriamanitra hoe meloka no hanome onitra avo roa heny ho an’ilay namany.+
-