Eksodosy 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Raha toa ianao mampindrana vola amin’olona mahantra* eo amin’ny vahoakako, ary miara-monina aminao ilay olona, dia aza manao toy ny mpampisambo-bola.* Aza mangataka zanabola aminy.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:25 si 89 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:25 Fandalinana, Boky 2, Fandalinana, Boky 2, “Soratra Rehetra,” p. 89
25 “Raha toa ianao mampindrana vola amin’olona mahantra* eo amin’ny vahoakako, ary miara-monina aminao ilay olona, dia aza manao toy ny mpampisambo-bola.* Aza mangataka zanabola aminy.+