Eksodosy 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Fa iny ihany no mba firakofany, ary iny no mba fitafiana anaronany ny tenany.* Koa inona no hoentiny matory?+ Rehefa mitaraina amiko izy, dia tena hohenoiko satria mangoraka* aho.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 22:27 w17.09 9 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 22:27 Fandalinana, Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),9/2017, p. 9
27 Fa iny ihany no mba firakofany, ary iny no mba fitafiana anaronany ny tenany.* Koa inona no hoentiny matory?+ Rehefa mitaraina amiko izy, dia tena hohenoiko satria mangoraka* aho.+