Eksodosy 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza manaiky ho voarohirohy amin’ny resaka fanendrikendrehana,* ary aza vonoina ho faty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina. Tsy hilaza ny ratsy fanahy ho marina* mantsy aho.+
7 “Aza manaiky ho voarohirohy amin’ny resaka fanendrikendrehana,* ary aza vonoina ho faty ny tsy manan-tsiny sy ny olo-marina. Tsy hilaza ny ratsy fanahy ho marina* mantsy aho.+