Eksodosy 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Aza ampijalina ny olona avy amin’ny firenen-kafa. Fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny* hafa firenena, satria mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+ Eksodosy Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 23:9 w16.10 9 Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:9 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),10/2016, p. 9
9 “Aza ampijalina ny olona avy amin’ny firenen-kafa. Fa fantatrareo tsara izay tsapan’ny* hafa firenena, satria mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+