Eksodosy 23:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Enina andro no hanaovanao ny asanao, fa amin’ny andro fahafito kosa dia hitsahatra tsy hiasa ianao. Amin’izay dia hiala sasatra ny ombinao sy ny ampondranao, ary haka aina ny zanaky ny mpanompovavinao sy ny hafa firenena monina eo aminao.+
12 “Enina andro no hanaovanao ny asanao, fa amin’ny andro fahafito kosa dia hitsahatra tsy hiasa ianao. Amin’izay dia hiala sasatra ny ombinao sy ny ampondranao, ary haka aina ny zanaky ny mpanompovavinao sy ny hafa firenena monina eo aminao.+