Eksodosy 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ankalazao koa ny Fetin’ny Fijinjana* ny voaloham-bokatra tamin’izay nisasaranao sy nafafinao tany an-tsaha.+ Ary ankalazao ny Fetin’ny Fanangonam-bokatra* amin’ny faramparan’ny taona, rehefa angoninao avy any an-tsaha ny vokatry ny fisasaranao.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:16 Fandalinana,
16 Ankalazao koa ny Fetin’ny Fijinjana* ny voaloham-bokatra tamin’izay nisasaranao sy nafafinao tany an-tsaha.+ Ary ankalazao ny Fetin’ny Fanangonam-bokatra* amin’ny faramparan’ny taona, rehefa angoninao avy any an-tsaha ny vokatry ny fisasaranao.+