Eksodosy 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Mbola tsy tonga any akory ianao, dia efa hataoko matahotra ahy daholo ny fahavalonao,+ ka hataoko mifanaritaka ny firenena rehetra miady aminao. Ary hataoko resinao ny fahavalonao rehetra ka handositra anao.*+
27 “Mbola tsy tonga any akory ianao, dia efa hataoko matahotra ahy daholo ny fahavalonao,+ ka hataoko mifanaritaka ny firenena rehetra miady aminao. Ary hataoko resinao ny fahavalonao rehetra ka handositra anao.*+