Eksodosy 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amin’i Jehovah ianao sy Arona, Nadaba sy Abiho,+ ary 70 lahy anisan’ny anti-panahin’ny Israely, ka miankohofa eny lavidavitra.
24 Dia hoy Andriamanitra tamin’i Mosesy: “Miakara atỳ amin’i Jehovah ianao sy Arona, Nadaba sy Abiho,+ ary 70 lahy anisan’ny anti-panahin’ny Israely, ka miankohofa eny lavidavitra.