Eksodosy 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Dia nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototr’ilay tendrombohitra, sady nanangana tsangambato 12 mitovy amin’ny isan’ireo foko 12 teo amin’ny Israely.
4 Koa nosoratan’i Mosesy ny teny rehetra nolazain’i Jehovah.+ Dia nifoha maraina izy ka nanorina alitara teo am-pototr’ilay tendrombohitra, sady nanangana tsangambato 12 mitovy amin’ny isan’ireo foko 12 teo amin’ny Israely.