Eksodosy 24:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nataony na inona na inona ireo lehilahy nanan-kaja teo amin’ny Israely ireo.+ Nahita an’ilay tena Andriamanitra tao amin’ny fahitana izy ireo sady nihinana sy nisotro.
11 Tsy nataony na inona na inona ireo lehilahy nanan-kaja teo amin’ny Israely ireo.+ Nahita an’ilay tena Andriamanitra tao amin’ny fahitana izy ireo sady nihinana sy nisotro.