Eksodosy 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy anefa izy tamin’ireo anti-panahy: “Andraso eto izahay mandra-piverinay eto aminareo.+ Ireo i Arona sy Hora+ miaraka aminareo, ka afaka manatona an-dry zareo izay manana raharaha hotsaraina.”+
14 Hoy anefa izy tamin’ireo anti-panahy: “Andraso eto izahay mandra-piverinay eto aminareo.+ Ireo i Arona sy Hora+ miaraka aminareo, ka afaka manatona an-dry zareo izay manana raharaha hotsaraina.”+