Eksodosy 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nijanona teo amin’ny Tendrombohitra Sinay+ ny voninahitr’i Jehovah.+ Ary nanarona an’ilay tendrombohitra ilay rahona nandritra ny enina andro. Dia niantso an’i Mosesy avy tao afovoan’ilay rahona izy, tamin’ny andro fahafito.
16 Nijanona teo amin’ny Tendrombohitra Sinay+ ny voninahitr’i Jehovah.+ Ary nanarona an’ilay tendrombohitra ilay rahona nandritra ny enina andro. Dia niantso an’i Mosesy avy tao afovoan’ilay rahona izy, tamin’ny andro fahafito.