-
Eksodosy 25:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Handrendrika volamena ianao mba hanaovana tahony boribory efatra hatao aminy. Apetaho eo ambony kelin’ny tongony efatra ireo tahony ireo, ka ny roa eo amin’ny lafiny iray ary ny roa eo amin’ny lafiny ilany.
-