Eksodosy 25:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Amboary koa ny fitaovana ho an’ny latabatra, izany hoe ny vilia, ny kaopy, ary ny zinga sy ny vilia baolina handrarahana ny fanatitra zava-pisotro. Volamena tsy misy fangarony no hanaovanao an’ireo.+
29 “Amboary koa ny fitaovana ho an’ny latabatra, izany hoe ny vilia, ny kaopy, ary ny zinga sy ny vilia baolina handrarahana ny fanatitra zava-pisotro. Volamena tsy misy fangarony no hanaovanao an’ireo.+