-
Eksodosy 25:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Hisy bokony iray eo ambanin’ny sampany roa voalohany amin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro. Hisy bokony iray koa eo ambanin’ny sampany roa manarakaraka. Ary hisy bokony iray koa eo ambanin’ny sampany roa farany. Hisy toy izany daholo eo ambanin’ny sampany enina amin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro.
-