Eksodosy 26:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Manaova koa rakotra amin’ny hoditr’ondrilahy nolokoana mena ho an’ilay tranolay. Ary manaova rakotra iray hafa amin’ny hoditra faoky, dia ataovy eo ambonin’io.+
14 “Manaova koa rakotra amin’ny hoditr’ondrilahy nolokoana mena ho an’ilay tranolay. Ary manaova rakotra iray hafa amin’ny hoditra faoky, dia ataovy eo ambonin’io.+