Eksodosy 26:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 “Manamboara faladiany volafotsy 40+ hitsatohan’ny rafitra 20: Faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no hitsatohan’ny rafitra tsirairay.+
19 “Manamboara faladiany volafotsy 40+ hitsatohan’ny rafitra 20: Faladiany roa no hitsatohan’ny rafitra iray misy lahiny roa, ary faladiany roa hoatr’izany daholo no hitsatohan’ny rafitra tsirairay.+