-
Eksodosy 26:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Hazo roa no tokony hanaovana ny rafitra iray, miainga avy eny ambany ka hatreny amin’ny tampony. Ary tokony hihaona eo amin’ny tahony boribory voalohany izy ireo. Hoatr’izany no tokony hanaovana an’ireo rafitra roa, ka izy roa ireo no ho lasa tohana eo amin’ny zorony roa.
-