Eksodosy 26:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Petaho takela-bolamena ireo rafitra,+ ary manamboara tahony boribory volamena hitsofohan’ireo barany. Petaho takela-bolamena koa ireo barany. Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 26:29 Fandalinana, Boky 2,
29 “Petaho takela-bolamena ireo rafitra,+ ary manamboara tahony boribory volamena hitsofohan’ireo barany. Petaho takela-bolamena koa ireo barany.