Eksodosy 26:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “Apetraho eo anoloan’ilay ridao ny latabatra, ary ataovy tandrifin’ilay latabatra, eo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tranolay masina, ny fitoeran-jiro.+ Ilay latabatra no ho eo amin’ny lafiny avaratra.
35 “Apetraho eo anoloan’ilay ridao ny latabatra, ary ataovy tandrifin’ilay latabatra, eo amin’ny lafiny atsimo amin’ilay tranolay masina, ny fitoeran-jiro.+ Ilay latabatra no ho eo amin’ny lafiny avaratra.