37 Dia manaova andry dimy amin’ny hazo akasia hihantonan’ilay lamba fanakonana, ary petaho takela-bolamena ireo andry. Volamena no hanaovana an’ireo faraingo eo aminy. Ary handrendrika varahina ianao mba hanaovana faladiany dimy hitsatohan’ireo andry.