Eksodosy 27:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Manaova alitara amin’ny hazo akasia,+ ka ho dimy hakiho* ny lavany ary dimy hakiho ny sakany. Tokony ho efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:1 Fandalinana, Boky 1,
27 “Manaova alitara amin’ny hazo akasia,+ ka ho dimy hakiho* ny lavany ary dimy hakiho ny sakany. Tokony ho efamira ilay izy, ary telo hakiho ny haavony.+