Eksodosy 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary manamboara fitaovana ho an’ny alitara: Siny fasiana lavenona,* lapelina, vilia baolina, fitrebika,* ary fitondrana afo. Varahina no hanaovana an’ireo rehetra ireo.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:3 Fandalinana, Boky 1,
3 Ary manamboara fitaovana ho an’ny alitara: Siny fasiana lavenona,* lapelina, vilia baolina, fitrebika,* ary fitondrana afo. Varahina no hanaovana an’ireo rehetra ireo.+