Eksodosy 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ataovy toy ny vata poakaty ilay alitara, ka hazo fisaka no hanaovanao azy. Hoatran’ilay nasehony anao tatỳ an-tendrombohitra mihitsy no hanaovanao an’ilay izy.+
8 Ataovy toy ny vata poakaty ilay alitara, ka hazo fisaka no hanaovanao azy. Hoatran’ilay nasehony anao tatỳ an-tendrombohitra mihitsy no hanaovanao an’ilay izy.+