Eksodosy 27:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Omeo baiko ny Israelita hitondra menaka tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro. Amin’izay dia hirehitra foana ny jiro.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 27:20 Fandalinana, Boky 2,
20 “Omeo baiko ny Israelita hitondra menaka tsy misy fangarony avy amin’ny oliva voatoto, mba hatao amin’ny jiro. Amin’izay dia hirehitra foana ny jiro.+