Eksodosy 28:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Afatory eo anoloana amin’ilay satroka lamba ilay takela-bolamena,+ ka kofehy manga amatorana azy. Tsy tokony halana eo mihitsy ilay izy.
37 Afatory eo anoloana amin’ilay satroka lamba ilay takela-bolamena,+ ka kofehy manga amatorana azy. Tsy tokony halana eo mihitsy ilay izy.