Eksodosy 29:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Ary ento eo anoloan’ny tranolay fihaonana ilay ombilahy. Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby i Arona sy ny zanany lahy.+ Eksodosy Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 29:10 Fandalinana,
10 “Ary ento eo anoloan’ny tranolay fihaonana ilay ombilahy. Dia hametraka ny tanany eo amin’ny lohan’ilay omby i Arona sy ny zanany lahy.+