Eksodosy 29:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Teteho ilay ondry ary sasao ny tsinainy+ sy ny tongony. Dia alaharo tsara miaraka amin’ny lohany ireo tapany efa voatetika.
17 Teteho ilay ondry ary sasao ny tsinainy+ sy ny tongony. Dia alaharo tsara miaraka amin’ny lohany ireo tapany efa voatetika.